| 24/09/2005 Les travaux avancent | ||
|
Les travaux d'extension du temple F.J.K.M. Ambatomena Mananara avancent. Ce qu'on peut dire si on se réfère au document d'extension du temple ci-dessous. Vous pouvez voir dans ce document le montant des travaux qui ont été déjà faits jusqu'à maintenant et le devis de ce qui reste à faire. Pour télécharger le document en format pdf, cliquez ici |
||
| 07/01/2006 Quelques photos du temple prises pendant le culte de Noël 2005 | ||
![]() |
||
| Nanomboka tamin'ny 08h30 ny fotoana ary dia tsy nisy toerana intsony, eny nadia ilay faritra vao avy nitarina aza ka nasiana dabilio mbola tsy ampy ihany ny seza. Niditra ny Mpitandrina sy ireo nitarika ny fotoana, ny hira 76, 77 no natao. |
||
![]() |
||
| Tahaka izao ny hahavony rindrina raha jerena avy aty ambany, tena goavana tokoa ny asa miandry antsika amin'ny taona 2006 satria ny rihana, ny lalotra ny rehetra. | ||
![]() |
||
| Tahaka izao ilay trano vao nitarina raha jerena avy ety anatiny, na dia mbola tsy vita tsara aza ny dalazy dia azo nipetrahana tsara tao amin'ny trano vao nitarina |
||
![]() |
||
| Tahaka izao ny asa vita, mbola maro ireo asa tsy vita. | ||
![]() |
||
| Ny rihana ambony raha jerena avy eo amin'ny fitoeran'ilay Orgue |